2 Samuel 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Joaba, zanak’i Zeroia, sy ireo mpanompon’i Davida kosa dia nandeha ka tafahaona tamin’ireo teo amoron’ny kamory tao Gibeona; dia samy nipetraka teo amin’ny lafin’ny kamory avy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga i Jôaba zanak’i Sarvià, mbamin’ny mpanompon’i Davida, ka tafahaona teo amoron’ny kamorin’i Gabaôna izy ireo; ny iray niorin-dasy teo amin’ny lafin’ny kamory anankiray, ny iray kosa tao amin’ny lafiny anankiray hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga koa i Jôaba zanakalahin’i Tseroià sy ny mpanompon’i Davida; ka tafahoana teo akaikin’ny dobo tao Gibehôna ny roa tonta ary samy naka toerana nifanatrika teo amoron’ny dobo.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba, zanak'i Zeroia, sy ny mpanompon'i Davida nivoaka ka nihaona tamin'ireo teo amoron'ny kamory tao Gibeona; ary samy nipetraka teo amin'ny lafin'ny kamory avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Joaba, zanak’i Zeroia, sy ireo mpanompon’i Davida kosa dia nandeha ka tafahaona tamin’ireo teo amoron’ny kamory tao Gibeona; dia samy nipetraka teo amin’ny lafin’ny kamory avy izy.
malagasy
Ary Joaba, zanak'i Zeroia, sy ny mpanompon'i Davida nivoaka ka nihaona tamin'ireo teo amoron'ny kamory tao Gibeona; ary samy nipetraka teo amin'ny lafin'ny kamory avy izy.