2 Samuel 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Abnera tamin’i Joaba: Miangavy anao aho, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Hoy i Joaba: Aoka ary izy hitsangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Abnera tamin’i Jôaba: «Aoka kely hitsangana ny tovolahy hikatroka eto anatrehantsika.» Ary namaly i Jôaba hoe: «Aoka hitsangana izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Abinera tamin’i Jôaba: –Aoka hitsangana ireo zatovontsika mba hifampitsapa hery eto anatrehantsika. Dia novalian’i Jôaba hoe: –Aoka àry izy hitsangana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abnera tamin'i Joaba: Masìna ianao, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Ary hoy Joaba; Aoka ary izy hitsangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Abnera tamin’i Joaba: Miangavy anao aho, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Hoy i Joaba: Aoka ary izy hitsangana.
malagasy
Ary hoy Abnera tamin'i Joaba: Masìna ianao, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Ary hoy Joaba; Aoka ary izy hitsangana.