2 Samuel 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy nitsangana ka nita, roa amby folo lahy tamin’ny Benjamina, izay an’Isboseta, zanak’i Saoly, ary roa amby folo lahy koa tamin’ny mpanompon’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana izy ireo ka nandroso nitovy isa, roa ambin’ny folo tamin’i Benjamina sy amin’i Isbôseta zanak’i Saola, roa ambin’ny folo avy amin’ny mpanompon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy nitsangana ireo ary niroso hoisaina, ka 12 lahy tamin’i Benjamîna mpomba an’i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly ary 12 lahy koa tamin’ny mpanompon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy nitsangana ka nita, dia roa ambin'ny folo lahy tamin'ny Benjamina, izay an'Isboseta, zanak'i Saoly, ary roa ambin'ny folo lahy koa tamin'ny mpanompon'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy nitsangana ka nita, roa amby folo lahy tamin’ny Benjamina, izay an’Isboseta, zanak’i Saoly, ary roa amby folo lahy koa tamin’ny mpanompon’i Davida.
malagasy
Dia nisy nitsangana ka nita, dia roa ambin'ny folo lahy tamin'ny Benjamina, izay an'Isboseta, zanak'i Saoly, ary roa ambin'ny folo lahy koa tamin'ny mpanompon'i Davida.