2 Samuel 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny ady tamin’izany andro izany ka resy teo anoloan’ny mpanompon’i Davida i Abnera sy ny lehilahin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rafitra mafy ny ady tamin’izany andro izany, ary resin’ny mpanompon’i Davida i Abnera sy ny lehilahy amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nafotaka tokoa ny ady tamin’io andro io. Nilavo lefona teo anoloan’ny mpanompon’i Davida i Abinera sy ny olon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary mafy ny ady tamin'izany andro izany; ary dia resy teo anoloan'ny mpanompon'i Davida Abnera sy ny lehilahy amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny ady tamin’izany andro izany ka resy teo anoloan’ny mpanompon’i Davida i Abnera sy ny lehilahin’ny Israely.
malagasy
Ary mafy ny ady tamin'izany andro izany; ary dia resy teo anoloan'ny mpanompon'i Davida Abnera sy ny lehilahy amin'ny Isiraely.