2 Samuel 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba teo koa izy telo lahy zanak’i Zeroia, dia i Joaba sy i Abisay ary i Asahela. I Asahela dia haingam-pandeha tahaka ny gazela any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo daholo tamin’izay izy telo lahy zanak’i Sarvià dia i Jôaba sy i Abisaia ary i Asaela. Faingan-tongotra hoatra ny iray amin’ny gazela any an-tsaha i Asaela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatrika teo koa ny zanak’i Tseroià telo lahy dia i Jôaba sy i Abisay ary i Asahela; ity Asahela ity dia faingaim-pandeha toy ny gazela any an-taniefitra,
Malagasy Bible 1865
Ary mba teo koa izy telo lahy zanak'i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba teo koa izy telo lahy zanak’i Zeroia, dia i Joaba sy i Abisay ary i Asahela. I Asahela dia haingam-pandeha tahaka ny gazela any an-tany efitra.
malagasy
Ary mba teo koa izy telo lahy zanak'i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra.[Izahao i. and. 19]