2 Samuel 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika an’i Abnera i Asahela ka ny fandehany nanenjika an’i Abnera dia tsy nivily mihitsy na tamin’ny ankavanana na tamin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanenjika an’i Abnera i Asaela ary tsy nivily tsy hanjòhy an’i Abnera na hiankavanana na hiankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanenjika an’i Abinera sady tsy nivilivily mihitsy na tamin’ny ankavia na tamin’ny ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary Asahela nanenjika an'i Abnera, ka ny fandehany nanenjika an'i Abnera dia tsy nivily akory na tamin'ny ankavanana na tamin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika an’i Abnera i Asahela ka ny fandehany nanenjika an’i Abnera dia tsy nivily mihitsy na tamin’ny ankavanana na tamin’ny ankavia.
malagasy
Ary Asahela nanenjika an'i Abnera, ka ny fandehany nanenjika an'i Abnera dia tsy nivily akory na tamin'ny ankavanana na tamin'ny ankavia.