2 Samuel 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niherika i Abnera ka niteny hoe: Ianao moa izany, ry Asahela? Dia hoy izy: Izaho ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niherika i Abnera, ka nanao hoe: «Ianao ve ity, ry Asaela?» Ary novaliany hoe: «Izaho ity!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niherika kosa i Abinera ka nanontany azy hoe: –Ianao ve io, ry Asahela? Dia hoy ny navaliny: –Eny, izaho ihany ity.
Malagasy Bible 1865
Ary Abnera niherika ka nanao hoe: Hianao moa izany, no Asahela? Dia hoy izy: Izaho ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niherika i Abnera ka niteny hoe: Ianao moa izany, ry Asahela? Dia hoy izy: Izaho ity.
malagasy
Ary Abnera niherika ka nanao hoe: Hianao moa izany, no Asahela? Dia hoy izy: Izaho ity.