2 Samuel 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray i Abnera tamin’i Asahela: Mivilia ianao fa aza manenjika ahy; fa nahoana moa aho no hamely anao hiankarapoka amin’ny tany, ary hataoko ahoana no fijery an’i Joaba rahalahinao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Abnera taminy fanindroany hoe: «Mivilia tsy hanenjika ahy! Hataoko inona moa izay hamono anao hitsingidina amin’ny tany e? Ary ataoko ahoana no fanandratra ny tavako eo imason’i Jôaba rahalahinao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy indray i Abinera tamin’i Asahela: –Mivilia ianao fa aza manenjika ahy intsony, fandrao dia hatrosiko amin’ny tany ho faty! Kanefa hataoko ahoana ny hahajery an’i Jôaba rahalahinao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray Abnera tamin'i Asahela: Mivilia ianao, fa aza manenjika ahy; fa hataoko inona moa izay hamely anao hikarapoka amin'ny tany, ary hataoko ahoana no fijery an'i Joaba rahalahinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray i Abnera tamin’i Asahela: Mivilia ianao fa aza manenjika ahy; fa nahoana moa aho no hamely anao hiankarapoka amin’ny tany, ary hataoko ahoana no fijery an’i Joaba rahalahinao?
malagasy
Ary hoy indray Abnera tamin'i Asahela: Mivilia ianao, fa aza manenjika ahy; fa hataoko inona moa izay hamely anao hikarapoka amin'ny tany, ary hataoko ahoana no fijery an'i Joaba rahalahinao?