2 Samuel 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika an’i Abnera i Joaba sy i Abisay ka nony tonga teo amin’ny havoanan’i Ama izay tandrifin’i Gia amin’ny lalana mankany amin’ny tany efitr’i Gibeona izy dia maty ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôaba sy i Abisaia nanenjika an’i Abnera ary tamin’ny nilentehan’ny masoandro izy no tonga teo amin’ny havoan’i Amah izay eo atsinanan’i Giaka, amin’ny lalana mankany an’efitr’i Gabaôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jôaba sy i Abisay nanenjika an’i Abinera. Maty masoandro izy ireo raha tonga tao Gibehà-Amà izay eo atsinanan’i Giha amin’ny lalan’ny taniefitr’i Gibehôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an'i Abnera; ka nony tonga teo amin'ny havoana Ama izy, izay tandrifin'i Gia amin'ny lalana mankany amin'ny efitr'i Gibeona, dia maty ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika an’i Abnera i Joaba sy i Abisay ka nony tonga teo amin’ny havoanan’i Ama izay tandrifin’i Gia amin’ny lalana mankany amin’ny tany efitr’i Gibeona izy dia maty ny masoandro.
malagasy
Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an'i Abnera; ka nony tonga teo amin'ny havoana Ama izy, izay tandrifin'i Gia amin'ny lalana mankany amin'ny efitr'i Gibeona, dia maty ny masoandro.