2 Samuel 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niangona teo amin’i Abnera ny taranak’i Benjamina ka nivondrona ho andiany iray ary nijanona teo an-tampon’ny havoana iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitambatra indray nanaraka an’i Abnera ny taranak’i Benjamina ka nony tafakambana ho antoko miaramila iray ihany izy, dia niato teo an-tampon’ny havoana anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niangona ho antoko iray teo amin’i Abinera ny miaramilan’i Benjamîna ka nijanona teo an-tampon-kavoana iray.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Benjamina niangona teo amin'i Abnera ka nifoko ho iray toko ary nijanona teo an-tampon'ny havoana anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niangona teo amin’i Abnera ny taranak’i Benjamina ka nivondrona ho andiany iray ary nijanona teo an-tampon’ny havoana iray.
malagasy
Ary ny taranak'i Benjamina niangona teo amin'i Abnera ka nifoko ho iray toko ary nijanona teo an-tampon'ny havoana anankiray.