2 Samuel 2:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Joaba: Raha velona koa Andriamanitra, raha tsy ilay teninao iny dia efa lasa nody androany maraina avokoa ny olona ka tsy nanenjika ny rahalahiny akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Jôaba: «Marina fa velona i Iaveh! Koa raha tsy niteny ianao dia ho tsy nitsahatra ny hanenjika ny rahalahiny avy ny vahoaka alohan’ny rahampitso maraina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jôaba: –Velona Andriamanitra ka manizingizina aho fa raha tsy noho ny teninao dia tsy ho nampitsahatra izao fifamonoan’ny mpirahalahy izao akory ny oloko alohan’ny rahampitso maraina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Joaba: Raha velona koa Andriamanitra, raha tsy ilay teninao, dia efa lasa nody any naraina avokoa ny olona ka tsy nanenjika ny rahalahiny akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Joaba: Raha velona koa Andriamanitra, raha tsy ilay teninao iny dia efa lasa nody androany maraina avokoa ny olona ka tsy nanenjika ny rahalahiny akory.
malagasy
Ary hoy Joaba: Raha velona koa Andriamanitra, raha tsy ilay teninao, dia efa lasa nody any naraina avokoa ny olona ka tsy nanenjika ny rahalahiny akory.[Izaho and. 14]