2 Samuel 2:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsoka ny anjomara i Joaba ka nijanona ny olona rehetra ary tsy nanenjika ny Israely na niady taminy intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notsofin’i Jôaba ny trômpetra ka nijanona ny vahoaka rehetra tsy nanenjika an’i Israely intsony izy, ary tsy nanohy ny ady intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notsofin’i Jôaba ny anjomara, ka nijanona tsy nanenjika ny Israelita intsony ny miaramilany rehetra; ary nitsahatra ny ady.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsoka ny anjomara Joaba, ka dia nijanona ny olona rehetra, ary tsy nanenjika ny Isiraely intsony na niady taminy intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsoka ny anjomara i Joaba ka nijanona ny olona rehetra ary tsy nanenjika ny Israely na niady taminy intsony izy.
malagasy
Dia nitsoka ny anjomara Joaba, ka dia nijanona ny olona rehetra, ary tsy nanenjika ny Isiraely intsony na niady taminy intsony izy.