2 Samuel 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona izay tao amin’i Davida mbamin’ny ankohonan’ireo koa dia samy noentiny niakatra ary nonina tao amin’ny tanànan’i Hebrona izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiakatra ny olona teo aminy mbamin’ny fianakaviany koa i Davida ka nonina tamin’ny tanàna momba an’i Hebrôna izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’i Davida koa ireo namany nombàm-pianakaviany avy, ka nonina tao amin’ireo tanàna kely akaikin’i Hebrôna izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona izay tao amin'i Davida mbamin'ny ankohonan'ireo dia samy nentiny niakatra koa, ka nonina tao amin'ny tanàna momba an'i Hebrona izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona izay tao amin’i Davida mbamin’ny ankohonan’ireo koa dia samy noentiny niakatra ary nonina tao amin’ny tanànan’i Hebrona izy ireo.
malagasy
Ary ny olona izay tao amin'i Davida mbamin'ny ankohonan'ireo dia samy nentiny niakatra koa, ka nonina tao amin'ny tanàna momba an'i Hebrona izy ireo.