2 Samuel 2:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanompon’i Davida kosa dia nahafaty enimpolo sy telonjato lahy tamin’ny Benjaminita sy ny olon’i Abnera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary enimpolo sy telon-jato lahy no matin’ny mpanompon’i Davida, tamin’ny lehilahy amin’i Benjamina sy ny olon’i Abnera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanompon’i Davida kosa nahafaty 360 lahy tamin’ny Benjaminita sy miaramila hafan’i Abinera.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanompon'i Davida efa nahafaty enim-polo sy telon-jato lahy tamin'ny Benjamita sy ny olon'i Abnera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanompon’i Davida kosa dia nahafaty enimpolo sy telonjato lahy tamin’ny Benjaminita sy ny olon’i Abnera.
malagasy
Fa ny mpanompon'i Davida efa nahafaty enim-polo sy telon-jato lahy tamin'ny Benjamita sy ny olon'i Abnera.Ary Asahela dia nentiny ka naleviny tao amin'ny fasan-drainy, izay tao Betlehema. Ary Joaba sy ny olony nandeha mandritra ny alina, dia tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro.