2 Samuel 2:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny i Asahela ka naleviny tao amin’ny fasan-drainy izay tao Betlehema. Ary nandeha mandritra ny alina i Joaba sy ny olony ka tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’izy ireo i Asaela ka naleviny tao amin’ny fasan-drainy izay ao Betlehema. Ary nandeha nandritra ny alina manontolo i Jôaba sy ny olony, ka vao nazava ratsy ny andro dia tonga tany Hebrôna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentina ny fatin’i Asahela ka nalevina tao amin’ny fasan-drainy tao Betlehema. Ary i Jôaba sy ny olony nanao lava alina, dia tonga tany Hebrôna tamin’ny mazava ratsy.
Malagasy Bible 1865
Ary Asahela dia nentiny ka naleviny tao amin'ny fasan-drainy, izay tao Betlehema. Ary Joaba sy ny olony nandeha mandritra ny alina, dia tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny i Asahela ka naleviny tao amin’ny fasan-drainy izay tao Betlehema. Ary nandeha mandritra ny alina i Joaba sy ny olony ka tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro.
malagasy
Ary Asahela dia nentiny ka naleviny tao amin'ny fasan-drainy, izay tao Betlehema. Ary Joaba sy ny olony nandeha mandritra ny alina, dia tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro.