2 Samuel 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia avy ny lehilahin’ny Joda ka nanosotra an’i Davida tao mba ho mpanjaka amin’ny taranak’i Joda. Ary nisy nanambara tamin’i Davida hoe: Ny olona any Jabesy-Gileada no nandevina an’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny lehilahy amin’ny Jodà ka tao no nanosorany an’i Davida ho mpanjaka amin’ny fokon’i Jodà. Nisy nilaza tamin’i Davida fa ny olona any Jabesa any Galaada, no nandevina an’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga tao ny vahoakan’i Joda, ka nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’i Joda. Nisy nanambara tamin’i Davida fa ny mponin’i Jabesa any Gilehada no nandevina an’i Saoly;
Malagasy Bible 1865
Ary dia avy ny lehilahy amin'ny Joda ka nanosotra an'i Davida tao mba ho mpanjaka amin'ny taranak'i Joda. Ary nisy nanambara tamin'i Davida hoe: Ny olona any Jabesi-gileada no nandevina an'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia avy ny lehilahin’ny Joda ka nanosotra an’i Davida tao mba ho mpanjaka amin’ny taranak’i Joda. Ary nisy nanambara tamin’i Davida hoe: Ny olona any Jabesy-Gileada no nandevina an’i Saoly.
malagasy
Ary dia avy ny lehilahy amin'ny Joda ka nanosotra an'i Davida tao mba ho mpanjaka amin'ny taranak'i Joda. Ary nisy nanambara tamin'i Davida hoe: Ny olona any Jabesi-gileada no nandevina an'i Saoly.