2 Samuel 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa haneho famindrampo sy fahamarinana aminareo anie NY TOMPO, sady izaho koa dia efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny haneho hatsaram-po sy fahamarinana aminareo anie i Iaveh! Ary izaho koa hamaly soa anareo tamin’ny nanaovanareo an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny TOMPO anie haneho fitiavana sy toetra mahatoky aminareo; ary izaho koa dia hamaly soa anareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
Koa haneho famindram-po sy fahamarinana aminareo anie Jehovah, sady izaho koa efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa haneho famindrampo sy fahamarinana aminareo anie NY TOMPO, sady izaho koa dia efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.
malagasy
Koa haneho famindram-po sy fahamarinana aminareo anie Jehovah, sady izaho koa efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.