2 Samuel 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, aoka hampaherezina anie ny tananareo, ary aoka hatanjaka ianareo; fa maty i Saoly tomponareo, koa izaho no nohosoran’ny fokon’i Joda ho mpanjaka eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izao hankeherezina anie ny tananareo, ka ho lehilahy mahery ianareo! Fa maty izay i Saola tomponareo, ary izaho no natsangan’ny fokon’i Jodà ho mpanjakany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny, mahereza sy matanjaha; fa efa maty i Saoly tomponareo, ka izaho no natokan’ny vahoakan’i Joda ho mpanjaka eo aminy.»
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, aoka hampaherezina anie ny tananareo, ary aoka hatanjaka ianareo; fa maty Saoly tomponareo, ary izaho no nohosoran'ny firenen'i Joda ho mpanjakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, aoka hampaherezina anie ny tananareo, ary aoka hatanjaka ianareo; fa maty i Saoly tomponareo, koa izaho no nohosoran’ny fokon’i Joda ho mpanjaka eo aminy.
malagasy
Ary ankehitriny, aoka hampaherezina anie ny tananareo, ary aoka hatanjaka ianareo; fa maty Saoly tomponareo, ary izaho no nohosoran'ny firenen'i Joda ho mpanjakany.