2 Samuel 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Abnera, zanak’i Nera, komandin’ny miaramilan’i Saoly kosa, dia naka an’Isboseta, zanakalahin’i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany kosa i Abnera zanak’i Nera, lehiben’ny foloalindahin’i Saola, dia naka an’i Isbôseta, zanak’i Saola, ka rehefa nentiny nankany Mahanaîma izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nentin’i Abinera zanakalahin’i Nera sady lehiben’ny tafik’i Saoly nankany Mahanaîma i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly,
Malagasy Bible 1865
Fa Abnera, zanak'i Nera, komandin'ny miaramilan'i Saoly, efa naka an'Isboseta, zanakalahin'i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Abnera, zanak’i Nera, komandin’ny miaramilan’i Saoly kosa, dia naka an’Isboseta, zanakalahin’i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima
malagasy
Fa Abnera, zanak'i Nera, komandin'ny miaramilan'i Saoly, efa naka an'Isboseta, zanakalahin'i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima,