2 Samuel 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nampanjaka azy tamin’ny Gileada sy ny Asorita sy i Jezirela sy i Efraima ary i Benjamina ary tamin’ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.
Malagasy Bible 1865
dia nampanjaka azy tamin'i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nampanjaka azy tamin’ny Gileada sy ny Asorita sy i Jezirela sy i Efraima ary i Benjamina ary tamin’ny Israely rehetra.
malagasy
dia nampanjaka azy tamin'i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra.[Na: (Gesorita)]