2 Samuel 20:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Joaba no komandin’ny miaramila rehetra tamin’ny Israely; i Benaia, zanak’i Joiada, no mpifehy ny Keretita sy ny Peletita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôaba no komandin’ny tafika tamin’i Israely rehetra; i Banaiasa zanak’i Jôiadà no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôaba no filohan’ny tafika manontolo tamin’i Israely; i Benaià zanakalahin’i Joiadà no lehiben’ny Keretita sy Peletita mpiambina an’i Davida;
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba no komandin'ny miaramila rehetra tamin'ny Isiraely; ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Joaba no komandin’ny miaramila rehetra tamin’ny Israely; i Benaia, zanak’i Joiada, no mpifehy ny Keretita sy ny Peletita;
malagasy
[Ny mpanao raharaham-panjakan'i Davida] Ary Joaba no komandin'ny miaramila rehetra tamin'ny Isiraely; ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; [Heb. Keretita sy Peletita]