2 Samuel 20:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Seva no mpanoratra; i Zadoka sy i Abiatara no mpisorona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Sivà no mpanoratra; i Sadôka sy i Abiatara no mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Sevà no mpitantsoratra; i Tsadôka sy i Abiatara no mpisorona;
Malagasy Bible 1865
ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Seva no mpanoratra; i Zadoka sy i Abiatara no mpisorona;
malagasy
ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an'i Davida.[Na: mpisorona]