2 Samuel 20:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary Ira jairita koa no mpisorona ho an’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Irà ilay Jairita no mpanolo-tsaina manolotra an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Hîrà, ilay Jairita, no mpanolotsain’i Davida.
Malagasy Bible 1865
ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary Ira jairita koa no mpisorona ho an’i Davida.
malagasy
ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an'i Davida.[Na: mpisorona]