2 Samuel 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Amasa: Vorio ho eto amiko ao anatin’ny hateloana ny lehilahin’ny Joda, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Amasà: «Vorio ho eto amiko ny lehilahy amin’i Jodà, hatramin’ny hateloana, ary aoka ho eto koa ny tenanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Hamasà: –Vorio ho eto amiko ato anatin’ny telo andro ny miaramila jodeanina rehetra, ary aoka mba ho eto koa ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Amasa: Vorio ny lehilahy amin'ny Joda ho eto amiko amin'ny hateloana, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Amasa: Vorio ho eto amiko ao anatin’ny hateloana ny lehilahin’ny Joda*, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Amasa: Vorio ny lehilahy amin'ny Joda ho eto amiko amin'ny hateloana, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao.