2 Samuel 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nambara tamin’i Davida izay nataon’i Rizpa, zanakavavin’i Aia, vady tsindranon’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandrenesina an’i Davida izany nataon-dResfà zanak’i Aià, vaditsindranon’i Saola izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy nanambara tamin’i Davida izay nataon’i Ritsepà zanakavavin’i Aià sady vaditsindranon’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nambara tamin'i Davida izay nataon'i Rizpa, zanakavavin'i Aia, vaditsindranon'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nambara tamin’i Davida izay nataon’i Rizpa, zanakavavin’i Aia, vady tsindranon’i Saoly.
malagasy
Ary nambara tamin'i Davida izay nataon'i Rizpa, zanakavavin'i Aia, vaditsindranon'i Saoly.