2 Samuel 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa i Davida naka ny taolan’i Saoly sy ny taolan’i Jonatana zanany tany amin’ny mponina tao Jabesy-Gileada, izay nangalatra azy tao an-kalalahana tany Bety-Sana, ilay nanantonan’ny Filistina azy tamin’ny andro namonoan’ny Filistina an’i Saoly tao Gilboa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lasa i Davida naka ny taolan’i Saola sy ny taolan’i Jônatasy zanany, tany amin’ny mponina tao Jabesa any Galaada, izay nanala azy tao amin’ny kianjan’i Betsàna, fony izy nahanton’ny Filistinina tao, nony avy nandresy an’i Saola tao Jelbôe ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nalain’i Davida ny taolambalon’i Saoly sy i Jônatàna zanany tamin’ny mponin’i Jabesa any Gilehada; ireo manko no nangalatra azy tao an-kianjan’i Bety-Seàna, toerana nanantonan’ny Filistinina azy tamin’ny andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tao Gilbôa.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa Davida naka ny taolan'i Saoly sy ny taolan'i Jonatana zanany tany amin'ny mponina tao Jabesi-gileada, izay nangalatra azy tao an-kalalahana any Beti-sana, ilay nanantonan'ny Filistina azy tamin'ny andro namonoan'ny Filistina an'i Saoly tao Gilboa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa i Davida naka ny taolan’i Saoly sy ny taolan’i Jonatana zanany tany amin’ny mponina tao Jabesy-Gileada, izay nangalatra azy tao an-kalalahana tany Bety-Sana, ilay nanantonan’ny Filistina azy tamin’ny andro namonoan’ny Filistina an’i Saoly tao Gilboa.
malagasy