2 Samuel 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny niakatra avy tany ny taolan’i Saoly sy ny taolan’i Jonatana zanany ary nangoniny koa ny taolan’ireo voahantona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny avy any ny taolan’i Saola sy ny taolan’i Jônatasy zanany, ary voaangona koa ny taolan’ireroa nahantona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Davida avy tany ny taolambalon’i Saoly sy i Jônatàna zanany, ary nangoniny koa ny taolan’ireto fito lahy voahantona.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nentiny niakatra avy tany ny taolan'i Saoly sy ny taolan'i Jonatana zanany, ary nangoniny koa ny taolan'ireo voahantona ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny niakatra avy tany ny taolan’i Saoly sy ny taolan’i Jonatana zanany ary nangoniny koa ny taolan’ireo voahantona ireo.
malagasy
Ary dia nentiny niakatra avy tany ny taolan'i Saoly sy ny taolan'i Jonatana zanany, ary nangoniny koa ny taolan'ireo voahantona ireo.