2 Samuel 21:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nisy ady tamin’ny Filistina indray tao Goba. Matin’i Sibeka hosatita tao i Safa, izay isan’ny taranaky ny Refaìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany mbola nisy ady tamin’ny Filistinina koa tao Gôba. Tamin’izay no nahafatesan’i Sabokai ilay Hosatita an’i Safà, anankiray amin’ny tarana-dRafà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany dia mbola nisy ady indray tamin’ny Filistinina tao Gôba; tamin’izay i Sibekay avy any Hosà no namono ho faty an’i Safa isan’ny taranak’i Harafà.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, dia nisy ady indray amin'ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an'i Safa, izay isan'ny taranaky ny Refaita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nisy ady tamin’ny Filistina indray tao Goba. Matin’i Sibeka hosatita tao i Safa, izay isan’ny taranaky ny Refaìta.
malagasy
Ary nony afaka izany, dia nisy ady indray amin'ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an'i Safa, izay isan'ny taranaky ny Refaita.