2 Samuel 21:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihantsy ny Israely izy ka matin’i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naniratsira an’i Israely izy, fa matin’i Jonatàna zanak’i Samaà rahalahin’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihaika ny Israelita izy ka matin’i Jônatàna zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nihaika ny Isiraely, ka matin'i Jonatana, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihantsy ny Israely izy ka matin’i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida.
malagasy
Ary izy nihaika ny Isiraely, ka matin'i Jonatana, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida.Ireo efatra ireo no teraky ny Refaita teo Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony avokoa ireo.