2 Samuel 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo efatra ireo no teraky ny Refaìta tao Gata, samy matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony avokoa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tarana-dRafà avy any Getà avokoa izy efa-dahy ireo, fa matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo miaramila filistinina efa-dahy ireo, izay samy taranak’i Harafà sady tao Gata, dia lavo noho ny famelezan’i Davida sy ny miaramilany azy.
Malagasy Bible 1865
Ireo efatra ireo no teraky ny Refaita teo Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony avokoa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo efatra ireo no teraky ny Refaìta tao Gata, samy matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony avokoa ireo.
malagasy
Ireo efatra ireo no teraky ny Refaita teo Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony avokoa ireo.