2 Samuel 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Davida tamin’ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin’inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’i Davida tamin’ny Gabaônita: «Inona no hataoko ho anareo? Ary amin’inona no hanaovako ny fanonerana mba hitsofanareo rano ny lovan’i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Davida tamin’ny Gibehônita: –Inona no hataoko ho anareo! Ahoana no hanonerako ny ratsy izay nihatra taminareo, mba hitsofanareo rano ny vahoakan’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
ary hoy Davida tamin'ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin'inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Davida tamin’ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin’inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan’NY TOMPO?
malagasy
ary hoy Davida tamin'ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin'inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan'i Jehovah?