2 Samuel 21:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay dia tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin’i Saoly na amin’ny taranany, sady tsy mahazo mamono olona amin’ny Israely. Ary hoy izy: Koa inona ary no tianareo hataoko ho anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Gabaônita taminy: «Tsy raharaham-bolafotsy na volamena amin’i Saola sy ny taranany no anay, na mitady ain’olona amin’i Israely izahay.» Ka hoy ny mpanjaka: «Inona àry no tianareo hataoko aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Gibehônita taminy: –Tsy vitana volafotsy na volamena, na koa fahafatesan’ny Israelita iray ny adinay amin’i Saoly sy ny fianakaviany. Ka hoy i Davida: –Koa lazao àry izay tianareo hataoko, fa hotanterahiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin'i Saoly na amin'ny taranany sady tsy mahazo mamono olona amin'ny Isiraely Ary hoy izy: Koa ahoana ary no tianareo hataoko ho anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay dia tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin’i Saoly na amin’ny taranany, sady tsy mahazo mamono olona amin’ny Israely. Ary hoy izy: Koa inona ary no tianareo hataoko ho anareo?
malagasy