2 Samuel 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy ireo tamin’ny mpanjaka: Nisy lehilahy izay nandringana anay sy nikasa hamely anay ho ringana tsy hitoetra amin’ny tanin’ny Israely rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny tamin’ny mpanjaka: «Nandringana anay sy nikasa handevona anay tsy hisy velona intsony eto amin’ny tanin’i Israely rehetra iny lehilahy iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo tamin’ny mpanjaka: –I Saoly no nikasa handripaka anay sy hamongotra anay tsy hisy tavela eo amin’ny tanin’i Israely manontolo;
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy ireo tamin'ny mpanjaka: Ny lehilahy izay nandringana anay sy nikasa hamely anay ho ringana tsy hitoetra amin'ny tanin'ny Isiraely rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy ireo tamin’ny mpanjaka: Nisy lehilahy izay nandringana anay sy nikasa hamely anay ho ringana tsy hitoetra amin’ny tanin’ny Israely rehetra,
malagasy
Dia hoy izy ireo tamin'ny mpanjaka: Ny lehilahy izay nandringana anay sy nikasa hamely anay ho ringana tsy hitoetra amin'ny tanin'ny Isiraely rehetra