2 Samuel 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa avelao hisy fito lahy amin’ny zanany no hatolotra anay hosamatsamahinay ho an’NY TOMPO ao Gibean’i Saoly, ilay voafidin’NY TOMPO. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tolory fito lahy amin’ny taranany izahay mba hahantonay eo anatrehan’i Iaveh, any Gabaàn’i Saola, ilay voafidin’i Iaveh.» Dia hoy ny mpanjaka: «Hatolotro ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka avelao hisy fito lahy amin’ny taranany hatolotra anay mba hahantonay eo anatrehan’ny TOMPO ao Gibehà tanànan’i Saoly ilay mpanjaka voafidin’ny TOMPO. Ka hoy ny mpanjaka: –Hatolotro ireo.
Malagasy Bible 1865
no avelao hisy fito lahy amin'ny zanany hatolotra anay hahantonay ho an'i Jehovah ao Gibean'i Saoly, ilay voafidin'i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa avelao hisy fito lahy amin’ny zanany no hatolotra anay hosamatsamahinay ho an’NY TOMPO ao Gibean’i Saoly, ilay voafidin’NY TOMPO. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy ireo.
malagasy
no avelao hisy fito lahy amin'ny zanany hatolotra anay hahantonay ho an'i Jehovah ao Gibean'i Saoly, ilay voafidin'i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy.