2 Samuel 21:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanjaka dia niaro an’i Mefiboseta, zanak’i Jonatana, zanak’i Saoly, noho ny fianianana tamin’NY TOMPO nataon’i Davida sy i Jonatana, zanak’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Mifibôseta zanak’i Jônatasy, zanak’i Saola, no notsimbinin’ny mpanjaka, noho ny fianianana tamin’i Iaveh teo anelanelan’izy roa lahy, dia i Davida sy i Jônatasy zanak’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notsimbinin’ny mpanjaka manokana i Mefibôseta, zanakalahin’i Jônatàna sady zafikelin’i Saoly, noho ny fianianana nataon’i Davida sy i Jônatàna tamin’ny anaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka niaro an'i Mefiboseta, zanak'i Jonatana, zanak'i Saoly, noho ny fianianana tamin'i Jehovah nataon'i Davida sy Jonatana, zanak'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanjaka dia niaro an’i Mefiboseta, zanak’i Jonatana, zanak’i Saoly, noho ny fianianana tamin’NY TOMPO nataon’i Davida sy i Jonatana, zanak’i Saoly.
malagasy
Fa ny mpanjaka niaro an'i Mefiboseta, zanak'i Jonatana, zanak'i Saoly, noho ny fianianana tamin'i Jehovah nataon'i Davida sy Jonatana, zanak'i Saoly.