2 Samuel 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka dia naka azy roa lahy zanak’i Rizpa, zanakavavin’i Aia, izay naterany tamin’i Saoly, dia i Armony sy i Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak’i Mikala, zanakavavin’i Saoly, izay naterany tamin’i Adriela, zanak’i Barizilay, ilay meholatita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’ny mpanjaka izy roa lahy zanak’i Resfà, zanaka vavin’i Aià, izay naterany tamin’i Saola, dia i Armônì sy i Mifibôseta, ary izy dimy lahy zanak’i Mikola, zanakavavin’i Bersabea avy any Molatỳ,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nalain’ny mpanjaka i Armônỳ sy i Mefibôseta zanakalahin’i Ritsepà izay zanakavavin’i Aià, ka izy roa lahy ireo dia naterany tamin’i Saoly; ary nalainy koa izy dimy lahy zanak’i Mikàla izay zanakavavin’i Saoly, ka ireo dia naterany tamin’i Adriela zanakalahin’i Barzilay avy any Mehôlà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka naka azy roa lahy, zanak'i Rizpa, zanakavavin'i Aia, izay naterany tamin'i Saoly, dia Armony sy Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak'i Mikala, zanakavavin'i Saoly, izay naterany tamin'i Adriela, zanak'i Barzilay Meholatita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka dia naka azy roa lahy zanak’i Rizpa, zanakavavin’i Aia, izay naterany tamin’i Saoly, dia i Armony sy i Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak’i Mikala, zanakavavin’i Saoly, izay naterany tamin’i Adriela, zanak’i Barizilay, ilay meholatita,
malagasy
Ary ny mpanjaka naka azy roa lahy, zanak'i Rizpa, zanakavavin'i Aia, izay naterany tamin'i Saoly, dia Armony sy Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak'i Mikala, zanakavavin'i Saoly, izay naterany tamin'i Adriela, zanak'i Barzilay Meholatita,[Na: (Meraba); izahao 1 Sam.xviii.19]