2 Samuel 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naondriny ny lanitra ka nidina Izy ary haizim-pito no teo ambanin’ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naronany ny lanitra dia nidina Izy, ka rahona matevina no teo ambanin’ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandetsy ny lanitra ny TOMPO ka nidina; rahona matevina no teo ambany tongony,
Malagasy Bible 1865
Dia naondriny ny lanitra, ka nidina Izy; Ary aizim-pito no teo ambanin'ny tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naondriny ny lanitra ka nidina Izy ary haizim-pito no teo ambanin’ny tongony.
malagasy
Dia naondriny ny lanitra, ka nidina Izy; Ary aizim-pito no teo ambanin'ny tongony.