2 Samuel 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, niseho teo amin’ny ela-drivotra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitaingina kerobima Izy dia nanidina, ary niseho teo ambonin’ny ela-drivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka toy ny kerobima nitaingenany izany; dia nanidina sy nisosa Izy ka teo amin’ny elatry ny rivotra no niseho.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina, eny, niseho teo amin'ny ela-drivotra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitaingina kerobima* Izy ka nanidina; eny, niseho teo amin’ny ela-drivotra Izy.
malagasy
Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina, eny, niseho teo amin'ny ela-drivotra Izy.