2 Samuel 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny haizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia ranobe mihandrona sy rahona matevina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahodidina azy toy ny lay ny haizina, mbamin’ny ranobe aman-drahona matevina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anaty raho-mainty Izy no niery ka voahodidina rahona miavosa izay vesaran’ny rano mamonto azy.
Malagasy Bible 1865
Efa nanao ny maizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia fivorian-drano sy rahona matevina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny haizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia ranobe mihandrona sy rahona matevina.
malagasy
Efa nanao ny maizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia fivorian-drano sy rahona matevina