2 Samuel 22:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy teo amin’ny famirapiratana teo anoloany dia nisy vainafo nidedadeda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao amin’ny famirapiratana nialoha Azy nisy vain’afo nipitika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manoloana Azy nisy hazavam-be izay niteraka afo mitselatra.
Malagasy Bible 1865
Ary avy teo amin'ny famirapiratana teo anatrehany nisy vainafo nidedadeda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy teo amin’ny famirapiratana teo anoloany dia nisy vainafo nidedadeda.
malagasy
Ary avy teo amin'ny famirapiratana teo anatrehany nisy vainafo nidedadeda.