2 Samuel 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampikotroka tany an-danitra NY TOMPO, niloa-peo ny Avo Indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa kotroka avy any an-danitra i Iaveh ary nampanakoako ny feony, ny Avo indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-danitra ny TOMPO Avo Indrindra no nampitalakotroka ny varatra sy nampanakoako izany feony;
Malagasy Bible 1865
Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampikotroka tany an-danitra NY TOMPO, niloa-peo ny Avo Indrindra.
malagasy
Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo.