2 Samuel 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko ary nampandeha tselatra ka nampifanaritaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandefa zana-tsipìka ka nampihahaka azy ireo Izy, nandefa ny varatra ka nampisaritaka an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nalefany ny tselatra ka nipariaka toy ny zana-tsipîka nifanaretsaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha helatra ka nampifanaritaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko ary nampandeha tselatra ka nampifanaritaka azy.
malagasy
Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha helatra ka nampifanaritaka azy.