2 Samuel 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niseho ny fanambanin’ny ranomasina ary nihanjahanja ny fanorenan’ny tany, noho ny teny mafy nataon’NY TOMPO, noho ny fifofofofon’ny fofonain’ny vavorony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niseho tamin’izay ny ambanin’ny ranomasina, nihanjahanja ny fiorenan’ny tany, tamin’ny fandrahonana nataon’i Iaveh, tamin’ny fifofofofon’ny fofon’ain’ny vavorony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fandrahonan’ny TOMPO mbamin’ny fifofofofon’ny hatezerany, dia niseho ny fanambanin’ny ranomasimbe, niharihary ny fanorenan’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Dia hita ny fitoeran-dranomasina, ary niseho ny fanambanin'ny tany, noho ny teny mafy nataon'i Jehovah, noho ny fifofofofon'ny fofonain'ny vavorony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niseho ny fanambanin’ny ranomasina ary nihanjahanja ny fanorenan’ny tany, noho ny teny mafy nataon’NY TOMPO, noho ny fifofofofon’ny fofonain’ny vavorony.
malagasy
Dia hita ny fitoeran-dranomasina, ary niseho ny fanambanin'ny tany, noho ny teny mafy nataon'i Jehovah, noho ny fifofofofon'ny fofonain'ny vavorony.