2 Samuel 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatsotra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nisintona ahy niala tamin’ny ranobe Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naninji-tanana avy any ambony Izy, dia nandray ahy, nanintona ahy hiala amin’ny rano be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny an-danitra ambony Izy no naninji-tanana handray ahy sy nisintona ahy hiala tamin-dranobe;
Malagasy Bible 1865
Naninjitra ny tànany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin'ny rano be Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatsotra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nisintona ahy niala tamin’ny ranobe Izy.
malagasy
Naninjitra ny tànany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin'ny rano be Izy.