2 Samuel 22:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanafaka ahy tamin’ny fahavaloko mahery Izy sy tamin’izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanafaka ahy tamin’ny fahavaloko mahery, tamin’ireo nankahala ahy fony izy ireo nahery noho izaho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka afaka aho tamin’ny fahavaloko matanjaka, dia tamin’ireo mpandrafy mahery noho izaho.
Malagasy Bible 1865
Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko mahery Izy sy tamin'izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanafaka ahy tamin’ny fahavaloko mahery Izy sy tamin’izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny.
malagasy
Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko mahery Izy sy tamin'izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny.