2 Samuel 22:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisakana ahy ireny tamin’ny andro nahitako loza, nefa NY TOMPO no nanohana ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosovohin’ireny aho tamin’ny andro nahitako loza, I Iaveh no nanohana ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny androm-pahoriako no nanafika ahy ireo nefa tonga ny TOMPO ka nanohana ahy;
Malagasy Bible 1865
Nisakana ahy tamin'ny andro nahitako loza ireny, nefa Jehovah no niseho ho Mpanohana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisakana ahy ireny tamin’ny andro nahitako loza, nefa NY TOMPO no nanohana ahy.
malagasy
Nisakana ahy tamin'ny andro nahitako loza ireny, nefa Jehovah no niseho ho Mpanohana ahy.