2 Samuel 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namoaka ahy ho any amin’ny malalaka Izy; nanafaka ahy Izy satria tiany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany eo amin’ny malalaka aho, ary novonjeny, satria sitrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
navoakany ho eo an-kalalahana aho ary nafahany satria tena tiany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ahy ho any amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namoaka ahy ho any amin’ny malalaka Izy; nanafaka ahy Izy satria tiany aho.
malagasy
Dia nitondra ahy ho any amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.