2 Samuel 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO; araka ny fahadiovan’ny tanako no namaliany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly soa ahy araka ny fananako ny rariny i Iaveh, namaly ahy araka ny hadiovan’ny tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soa no ataon’ny TOMPO ahy satria marina aho; izany no avaliny ahy satria madio ny toetrako,
Malagasy Bible 1865
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; Araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO; araka ny fahadiovan’ny tanako no namaliany ahy.
malagasy
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; Araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy.