2 Samuel 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako ary ny didiny dia tsy mba nialako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nihatahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankatoaviko avokoa ny fitsipiny ary tsy mba ialako ireo didiny.
Malagasy Bible 1865
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nialako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako ary ny didiny dia tsy mba nialako;
malagasy
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nialako;