2 Samuel 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy nanan-tsiny Taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ny fahotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nanan-tsiny taminy aho, ary nitandrina mba hanohitra ny haratsiako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa tsy manan-tsiny aho aminy fa nitandrin-tena tsy ho diso.
Malagasy Bible 1865
Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon'ny fahotako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy nanan-tsiny Taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ny fahotako.
malagasy
Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon'ny fahotako;